Share it with your friends Like

Thanks! Share it with your friends!

Close

Jerry marcoss – DESOLE

Comments

Lamozika Gasy says:

Écouter des MP3 Gasy Gratuit sur http://lamozika.net

I D R says:

io toetry ny lehilahy tsy mahagaga! merci e!

monabe says:

Tsy niany fa isanandro tara mody an-trano, iza koa tara mody mitady vola. Lehilahy maro valy dégageo…. fa angaha maditra ilay rangaha ?

aelahmg says:

Hyper fan de Jerry Marcoss, que je suis! Là, il s’est surpassé dans le texte et le scénario. Thème toujours d’actualité à Mada et ailleurs!!!!lol!!!! Mais alors les danses ,c’est carrément hot mais un tantinet….. Misy misia hoy ny tsy mahay miteny e!

monabe says:

super, milay be sady mahay mi dance be

fredo2mars says:

desole

tiehi says:

j’adore

lamajungaise says:

Aza atao kara zany man namana tanoragasy e! za namaky zaka nisoratana jiaby fa itako anao contre mpihira bôka à majunga reo nefa haiko anao io bôka majunga koa, haiko antony!! lol

Motaky says:

ils ont bien trouvé les paroles

Insa Ben Ali says:

Franchement trop de la tuerie ce morceaux. J’adore la meuf qui se mèle des affaires qui ne la regarde pas. Chila Mafana

Béobé says:

“Gasy ka mafana” ny sabotsy 25 octobre 2008, manomboka @ 8 ora alina atao ao @:

AU RELAIS T.I.R SPRL

RUE DE L’ENTREPOT 11

1020 BRUXELLES

Izany dia hafanain’i DJ BOB avy ao Paris miaraka @ ireo hira sy sary (CLIPS) malagasy malaza maro.

Hisy sakafo maivana sy zava-pisotro malagasy maro hamidy @ vidiny tena mirary.

Ka manasa antsika izay mipetraka na mandalo eto Bruxelles sy ny manodidina ho tonga maro fa malalaka tsara ny toerana !

Afaka manantona ny adresse na miantso ny numero etsy ambany raha misy fanontaniana na koa mila fanazavana fanampiny.

Ny vidim-pidirana dia 10 euro raha mialohan’ny 1 octobre ary 15 euro kosa ny aorinan’izay.

Ny mpikarakara,

Chaussée Saint- Pierre 131

1040 Bruxelles

Tel : 00 32 48 65 08 025

zaimimidu13 says:

tros bien

lina976 says:

j’m tro cet chanson peu tu me l’envoyer stp [email protected]. merci

sakatovo says:

je me suis permise de critiquer le clip mais je reconnais que c’un symbole ny fiarahamiasa mahomby ny artistes malagasy samy hafa fiaviana,rien que pour ça j’appplaudis .merci ho an’ny mpandefa

sakatovo says:

tsara ilay hira fa sady mampandihy sy mampite hitandreny no mampihomehy ,artistes 3 samy manana ny maha izy azy mampifangaro fitenimparitra,aza maty ny aigny hozy olo aminay agny,fa antsn’izy ity hely foaga tenue vestimentaire ny madama chila ity ndraindraiky kara efa magnajima loatra presque vulgaire, ça ne correspond pas au role qu’elle joue dans ce scenario :dommage car elle chante bien et je ne pense pas que cet image là répresente les femmes malgaches dont elle defend la cause assez souvent.

arnaudetsamira says:

mampalahelo jerry fa isaky ny tara mody antrano dia [email protected] lafingy araiky tsara hoan’ny lelahy atao kara io fotony mavandivandy ka!

ndji2 says:

FRANCHISSEMENT CETTE MUSIQUE DECHIRE GRAVE

veromanitra says:

Aleoko aloha Lianah e!

sounitaSnayla says:

JADORE CETTE CHANSON

619_bomb says:

tiako

Aliçia says:

Izy tsy maditra zany madamo ;izy koa viavy jiaby karaha io tsy misy viavy miasaloa ramosenazy

ange14- says:

ils sont tous complices

ange14- says:

mba mivoleza mavandivandy anareo lelahy éééééééééé

soquet emmanuel says:

bjr a tous..salamé..cet artiste est super et je dirais meme qu’il est plus antillais que malgache sur certaine chansons.apres avoir fait 1 mois a mada cette chanson me fait trop rire et ca bouge bien.chapeau les artistes…

chamssa16 says:

music tiyi tsara

PASTEUR GOUDRON says:

Se clip est bien elle est mortelle

omelvin says:

tiako salegy

tanoragasy says:

clip tsara fa le hira miadana lotra! tsy michauffe e! zay mila korotoka! efa maro koa mpihira zo ty e! io ve le lianah mi ki la iny e!

ange14- says:

fa hasany lelahy malaza io maro, maro masoèèèèèèèèèè

mahavoa anaro lelahy fo k’aza magneky resy atsika magnangy zalahyyéééééééééééééé

temalauic says:

tiako lianah, maladie d’amour aho…bikana ianao…

madagascar13 says:

vive les malgaches j’adore le salegy

SONNY ANDERSON says:

elle est mignoe la miss

gasy45mandra says:

tiako hira iou

zémitsh dégagéo madi tcha lotsha

sel lé malgache compren!!!!

nice086 says:

tsara le hira,@ le oui ny clip

Jay says:

tiako clip ty éééé!

dino50 says:

tena degager marina

titagasy says:

slt eske tu pouré me l’envoyer silteplait [email protected]

maissara ali says:

tsara be

LE VERGER says:

trop bien le clip !

ckrissy says:

ry toliara

x-tite-malgache-x says:

tsara be

pichounette101 says:

cinq etoiles mintsy, merci rawestern

mariaela says:

bonne note celui ci

rawestern says:

ny ahy ny tena itiavako ity clip ty dia ny fiarahan’ny artista avy any avaratra sy ny atsimon’ny nosy..saotra e!!

manaiky says:

tsy ratsy…désolé…raharaha ny mahazo an’i jerry satria désolé [email protected] farany…mahafinaritra e…mahay manao scénario koa ry zareo, tena artistes mahay ka

Leave a Reply